Feon-dakolosy (Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Indray re migandona ilay feo dakolosy
Feo iray fanairana fa tonga indray Jesosy
Andro iray natokana hankalazaina ny tsingerina
Noely ny Jesosy mitamberina
Malaza eran tany Hita poko Hita pirenena
De mipozy mihaingo tsy voatana na fefena
Nefa ity tadidio saino lalandava
"Ny Fanahy aloha vao nofo rava"
ozmx Mipetraka ho anao ary tokony ho valina
qddkd Saino mafy ao anaty ity tononkira.serasera.org fanontanina
vortxsr Teraka tokoa ve ao amponao i Jeso
Sa hifety fa Fety toy ireo tsy mpino ihany koa
A/C Sarobidy Razanadrasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanangana ny FanevaVangy : 700
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 220501
Daty : 08/12/2023 09:54