Aiza ametrahanao ny ho avinao (Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ametrahanao ny ho avinao eh
Ety an tany vé sa any an danitra
Efa h@ ela anie niandry anao eh
Jesosy ilay Zanak'Andriamanitra
Tsarovy fa mandalo ihany
Ny fiaianana ety Ambony tany
Voafetra raha toa ka misy 70 , 80 ihany
Fa tsy manampetra ny any an danitra any

         Izy Tonga nofo ka namonjy anao eh
         Mba fantatrao ve ny Tantarany
         Aza variana amin'zao fiainana izao eh
         Fa mba  diniho sy saino izay ambarany
         Ahitra aran nofo tsara nefa mora malazo
         Isika no nitafy nofo fa Jesosy niantona
         Tambony hajo ,Ka tonga i Jehovah
          Ilay Tompo ny Maro

Mbola tsy tara enao raha manantona Azy
Raiso hatolony fa mahavelona
Niaretany ny aretiny  ireo marary
Ka nilanjany ny hazo fijaliana
Aza maniratsira ianao na mangatak Andro
Ndao Iaraka hihira ,Aoka iza ny andraso andraso
Ndrao  any arina hovidiana Lafo
    
      
        
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanangana ny Faneva
Vangy : 229
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 220501
Daty : 08/12/2023 13:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1865