Jesosy ilay teny tonga nofo (Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :Jesosy ilay teny tonga nofo ka namonjy anao
Jesosy Ilay teny tonga nofo ka namonjy anao
Nitondra teny soa mahafaly ny Anjely
Tam mpiandry ondry mifalia tononkira.serasera.org sy miravoa
Itanareo fa tonga ny mpamonjy
Io ilay Zaza mahagaga Mpanjaka
Malaza sady mpiandry tsara
weermr Mendrika hajaina fa tompon'ny aina
Samia re misaina ,fanomezana
Tsy manapaharoa avy am'ilay tsitoha
Andao ho deraina ny ssoj hira ny Tompo
ixzua Fa tsara eh !
Jesosy Ilay teny tonga nofo ka namonjy anao
Nitondra teny soa mahafaly ny Anjely
Tam mpiandry ondry mifalia tononkira.serasera.org sy miravoa
Itanareo fa tonga ny mpamonjy
Io ilay Zaza mahagaga Mpanjaka
Malaza sady mpiandry tsara
weermr Mendrika hajaina fa tompon'ny aina
Samia re misaina ,fanomezana
Tsy manapaharoa avy am'ilay tsitoha
Andao ho deraina ny ssoj hira ny Tompo
ixzua Fa tsara eh !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanangana ny FanevaHits : 466
Likes : 0 Like
Created by : 220501
Date : 08/12/2023 13:53
