Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesosy ilay teny tonga nofo (Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :Jesosy ilay teny tonga nofo ka namonjy anao
Jesosy Ilay teny tonga nofo ka namonjy anao
ehst Nitondra teny soa mahafaly ny Anjely
Tam mpiandry ondry mifalia sy miravoa
tononkira.serasera.org Itanareo fa tonga ny mpamonjy
Io ilay Zaza mahagaga Mpanjaka
Malaza sady mpiandry tsara
qsvp dsazc Mendrika hajaina fa tompon'ny aina
Samia re misaina ,fanomezana
Tsy manapaharoa avy am'ilay tsitoha
Andao ho deraina ny hira ny Tompo
Fa tsara eh !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanangana ny FanevaVisites : 509
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 220501
Date : 08/12/2023 13:53