Ny Fahalehibiazany (FEO'S BAND)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny voninahitrao
Ny Fahalehibiazan'ny herinao
Talanjona avokoa ny manodidina ahy
Mibanjina izay vitanao
Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Tsara avokoa rbehk ny Teninao
Mahatonga ho olom-baovao
Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
Tompon'ny laka
Rain'ny fahazavàna
Tompo sy mpamonjy zpjdmn ahy
Marina tokoa Ianao
Ny fitiavana tononkira.serasera.org aseonao
Tsy mihova ho mandrakizay
Hery mampijoko ahy
........Ka na reraka aho na lavo
Tsy nqngbr hisaraka aminao
Na mamely koa ny fahorin'izao tontolo izao
Andry ny foko Ianao
Ny Fahalehibiazan'ny herinao
Talanjona avokoa ny manodidina ahy
Mibanjina izay vitanao
Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Tsara avokoa rbehk ny Teninao
Mahatonga ho olom-baovao
Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
Tompon'ny laka
Rain'ny fahazavàna
Tompo sy mpamonjy zpjdmn ahy
Marina tokoa Ianao
Ny fitiavana tononkira.serasera.org aseonao
Tsy mihova ho mandrakizay
Hery mampijoko ahy
........Ka na reraka aho na lavo
Tsy nqngbr hisaraka aminao
Na mamely koa ny fahorin'izao tontolo izao
Andry ny foko Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO'S BANDVangy : 898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ministries
Daty : 31/05/2020 09:09
