Ny Fahalehibiazany (FEO'S BAND)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny voninahitrao
Ny vhzm Fahalehibiazan'ny herinao
Talanjona avokoa ny lpejiery manodidina ahy
Mibanjina izay vitanao
Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Tsara avokoa ny Teninao
Mahatonga ho olom-baovao
Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
Tompon'ny laka
Rain'ny fahazavàna
Tompo sy mpamonjy ahy
Marina tokoa Ianao
Ny fitiavana aseonao
Tsy mihova ho mandrakizay
Hery mampijoko ahy
........Ka na reraka aho na lavo
Tsy hisaraka lqirt aminao
Na mamely koa ny fahorin'izao tontolo izao
Andry tononkira.serasera.org ny foko Ianao
Ny vhzm Fahalehibiazan'ny herinao
Talanjona avokoa ny lpejiery manodidina ahy
Mibanjina izay vitanao
Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Tsara avokoa ny Teninao
Mahatonga ho olom-baovao
Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
Tompon'ny laka
Rain'ny fahazavàna
Tompo sy mpamonjy ahy
Marina tokoa Ianao
Ny fitiavana aseonao
Tsy mihova ho mandrakizay
Hery mampijoko ahy
........Ka na reraka aho na lavo
Tsy hisaraka lqirt aminao
Na mamely koa ny fahorin'izao tontolo izao
Andry tononkira.serasera.org ny foko Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEO'S BANDVisites : 1019
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ministries
Date : 31/05/2020 09:09
