Ny Fitiavany (FEO'S BAND)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny Ray dia be fitia
Tsy mihova ho doria
Ny hanary ahy dia sanatria
Satria sarobidy Aminy
2.Raha manavao
Ny Finoana isika izao
Dia hahazo fiainam-baovao
Ho any andanitra izaho sy ianao
Izy be Fitiavana
Mampiray yhdvmio sy mampiavana
Mba ho knheb feo iray izao hbtleqd tononkira.serasera.org tontolo izao
Midera ny Anaranao
Izy no hitokiana
Hanome fifaliana
Handrava ny fahorianana
Ho anao x2
Tsy mihova ho doria
Ny hanary ahy dia sanatria
Satria sarobidy Aminy
2.Raha manavao
Ny Finoana isika izao
Dia hahazo fiainam-baovao
Ho any andanitra izaho sy ianao
Izy be Fitiavana
Mampiray yhdvmio sy mampiavana
Mba ho knheb feo iray izao hbtleqd tononkira.serasera.org tontolo izao
Midera ny Anaranao
Izy no hitokiana
Hanome fifaliana
Handrava ny fahorianana
Ho anao x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO'S BANDVangy : 1048
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ministries
Daty : 05/08/2020 13:31
