Afom-panavotana (FEO'S BAND)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ry zanako ô! Toa tomany
Toa misento lava ianao
Halavon'izao tontolo izao
Ka toa mavesatra no lanjainao

Ny fiainanao mandalo ihany
Aza variana amin'izao tontolo izao
Mitrakà ianao aza ketraka intsony
Fa IZAHO efa eto hitantana anao

2.Ry Raiko ô! Very aho
Feno haratsiana ny etÿ
Ka maizina tokoa izay lalako
Very ny fanahiko

Fantatro fa teo IANAO
Nitantana ahy hatramin'izay ny Tananao
Niady ho ahy, nanasoa ny tenako
Nanome hafaliana ny fo

Nefa aho dia nandà ANAO
Ninia tsy nahare izay antsonao
Nihevitra aho fa nahavita na tsy teo aza IANAO
Kay AFOM-PANAVOTANA ho ahy ianao x3
--------
Rohy:
Hevitra
Ministries ( 04/08/2020 00:08)
Isika dia mihevitra foana fa tsy eo Andriamanitra
Hoe tsy miaraka amin'isika Andriamanitra
Nefa IZY tsy mba nanary an'tsika na indray mandeha aza
Saintsaino ihany


Audio tsotsotra fotsiny no mbola misy hatreto
Ho itanao tsy ho ela ao amin'ny Page Facebook-n'i ANDRIANINA
Tsindrio ny lien io ambany

Page: https://m.facebook.com/andrianinaLalainaJedidia/?ref=bookmarks
Profil:
https://m.facebook.com/Andrian.Rafanomezamalalarivelo
Ministries ( 04/08/2020 00:10)
Hialana tsiny fa tsy mety sokafana io ny lien fa copiena ilay izy izay vo apetraka eo amin'ny barre de recherche
Merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO'S BAND
Vangy : 521
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ministries
Daty : 05/08/2020 13:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722