Afom-panavotana (FEO'S BAND)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry umhxvrj zanako ô! Toa tomany
Toa misento lava ianao
Alavon’izao tontolo izao
Ka toa tononkira.serasera.org mavetsatra no lanjainao
Ny fiainanao mandalo ihany
Aza variana amin’izao tontolo izao
Mitrakà ianao, aza vzzg ketraka intsony
Fa Izaho efa eto hitantana anao
Ry Raiko ô! Very aho
Feno haratsiana ny ety
Fa maizina avokoa izay lalako
Very ny fanahiko
Fantatro fa teo Ianao
Nitantana ahy hatramin’izay ny Tananao
Niady ho ahy nanasoa ny tenako
Nanome hafaliana ny fo
Nefa aho dia kgxiiejd nandà Anao
Ninia tsy nahare izay antsonao
Nihevitra aho fa nahavita na tsy teo aza Ianao
Kay AFOM-PANAVOTANA ho ahy Ianao
Toa misento lava ianao
Alavon’izao tontolo izao
Ka toa tononkira.serasera.org mavetsatra no lanjainao
Ny fiainanao mandalo ihany
Aza variana amin’izao tontolo izao
Mitrakà ianao, aza vzzg ketraka intsony
Fa Izaho efa eto hitantana anao
Ry Raiko ô! Very aho
Feno haratsiana ny ety
Fa maizina avokoa izay lalako
Very ny fanahiko
Fantatro fa teo Ianao
Nitantana ahy hatramin’izay ny Tananao
Niady ho ahy nanasoa ny tenako
Nanome hafaliana ny fo
Nefa aho dia kgxiiejd nandà Anao
Ninia tsy nahare izay antsonao
Nihevitra aho fa nahavita na tsy teo aza Ianao
Kay AFOM-PANAVOTANA ho ahy Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO'S BANDHits : 1007
Likes : 0 Like
Created by : Ministries
Date : 24/09/2020 07:08
