You are here: home > Tononkira > FEO'S BAND

Ny Fahalehibiazany (FEO'S BAND)

Endrey ny voninahitrao
Ny Fahalehibiazan'ny herinao
Talanjona avokoa ny manodidina ahy
Mibanjina izay vitanao

Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Tsara avokoa ny Teninao
Mahatonga ho olom-baovao

Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
TompTsiky dia ampyon'ny laka
Rain'ny fahazavàna
Tompo sy mpamonjy ahy

Marina tokoa Ianao
Ny fitiavana aseonao
Tsy mihova ho mandrakizay
Hery mampijoko ahy

........Ka na reraka aho na lavo
Tsy hisaraka aminao
Na mamely koa ny fahorin'izao tontolo izao
Andry ny foko Ianao

Mpihira : FEO'S BAND
Mpamaky : 231
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ministries
Tamin'ny : 31/05/2020 07:09:52
ID : 12792

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo