Ray! (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin'izay aho dia nihevitra
Hoe tsy misy afaka hianteherana.
Ireo akaikin'ny fo toa nandao avokoa rehefa tojon'ilay sarotra ianao.
Raha nandinika ny fiainana aho
Dia tsy tononkira.serasera.org misy azo antenaina intsony.
Nefa eo indrindra ilay Ray 'zay tia ahy
No manolotra ny tanany ho ahy.
Ref:
Ray! tena tsy foiko Ianao.
Ity ny foko, omeko, hanjakao
Resy yjmmcbg lahatra aho fa tsy misy afa-tsy Ianao no eo ho ahy.
Raha sendra lavo, Ianao manarina ahy
Raha pxopo malahelo, Ianao mampahery ahy.
Atolotro ho Anao Tompo oh ny fiainako ho Anao mandrakizay.
Izy ilay tsy foiko hatrizay
Miaraka amiko n'aiza misy ahy.
Ka Ianao 'lay mpanavotra ahy Tompo oh,
Tsy mamela ho irery ity zanakao.
Ny hakiviana toa nanjary hafaliana.
Ny haizina, nahitana hazavàna.
Ka hisaorako indrindra ankehitriny
Noho ireo soa izay jivmyzzw nataonao ahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MilantoHits : 1382
Likes : 0 Like
Created by : Milantoacrux
Date : 17/02/2019 11:03