MBOLA HO AVY (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy ilay andro mamy iray
Hitsenako masoandro,ka ho foana ireo
Ady nahamay jujzw hatr’izay
Toky mamy iray nomenao ho tononkira.serasera.org ahy
Nampagotika ny aiko
Soa fa teo ianao hany namana tena tia
teny mamy no nomenao ho ahy
mba ho toky sy hery rjgrgre iray
ianao no zvqxe nankahery ny foko
soa fa ianao no namako
Mbola ho avyandro mamy iray
...
Hitsenako masoandro,ka ho foana ireo
Ady nahamay jujzw hatr’izay
Toky mamy iray nomenao ho tononkira.serasera.org ahy
Nampagotika ny aiko
Soa fa teo ianao hany namana tena tia
teny mamy no nomenao ho ahy
mba ho toky sy hery rjgrgre iray
ianao no zvqxe nankahery ny foko
soa fa ianao no namako
Mbola ho avyandro mamy iray
...
--------
Rohy:
