Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA I MALALAKO? (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aiza i malalako ilay
mandrotsirotsy ahy raha manina
ilay tananako iray
nilaozako any lavitra
iny imalalako iray,ho avy sa mbola variana any
miandry anao ny toeranao
r’ilay malalako
aiza i malalako ilay
namana hany hianteherana
ilay tokiko iray
ny fitiavanay tsy ferana
hkhmqvcb iny malalako ilay
tsy mba ho sasatra an-dalana
asgkyqo ka ho tsenaiko sy ho fihiniko
...ilay malalako
ref: tononkira.serasera.org aiza ianao miandry foana anie aho
tsy handriko ny ahatongavanao
hay ianao efa cyqqtuh tsy lavitra
izaho sasatra mitazana
miandry anao (2fois)
r’ilay malalako!!!
tarika MIARA
Tantely ANDRIAMIHAJA
mandrotsirotsy ahy raha manina
ilay tananako iray
nilaozako any lavitra
iny imalalako iray,ho avy sa mbola variana any
miandry anao ny toeranao
r’ilay malalako
aiza i malalako ilay
namana hany hianteherana
ilay tokiko iray
ny fitiavanay tsy ferana
hkhmqvcb iny malalako ilay
tsy mba ho sasatra an-dalana
asgkyqo ka ho tsenaiko sy ho fihiniko
...ilay malalako
ref: tononkira.serasera.org aiza ianao miandry foana anie aho
tsy handriko ny ahatongavanao
hay ianao efa cyqqtuh tsy lavitra
izaho sasatra mitazana
miandry anao (2fois)
r’ilay malalako!!!
tarika MIARA
Tantely ANDRIAMIHAJA
--------
Rohy:
