Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MISY TOA ANAO (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atakako ilay Fitiavana natolotrao Ray ô !
Tsy misy mahasolo izay vitanao, nataonao tamiko
Tsy misy azo antoka hanome fiainana avflvgj afa-tsy Ianao
Tsy misy mpanalalana zvgbxrgf afa-tsy Jesoa Kristy Ilay Zanakao
Lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Ny hery anananao tsy hay toherina
Tsitoha catpwdp Ianao, tsy misy toa tononkira.serasera.org Anao
Asandratro avo ny Anaranao
Lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Rehefa miasa Ianao tsy misy hahasakana
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Hihira foana aho ho fiderako Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIANGALYVangy : 3547
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry Hajaina (Mpitendry Miangaly)
Daty : 26/07/2002 10:35