TSY MISY TOA ANAO (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atakako ilay Fitiavana natolotrao Ray ô !
Tsy misy mahasolo izay vitanao, nataonao tamiko
Tsy misy azo tononkira.serasera.org antoka hanome fiainana afa-tsy Ianao
Tsy atrt misy mpanalalana afa-tsy Jesoa Kristy Ilay Zanakao
Lehibe brjw Ianao, tsy misy toa Anao
Ny hery anananao tsy hay toherina
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Asandratro avo ny Anaranao
Lehibe Ianao, tsy bnmhd misy toa Anao
Rehefa miasa Ianao tsy misy hahasakana
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Hihira foana aho ho fiderako Anao
Tsy misy mahasolo izay vitanao, nataonao tamiko
Tsy misy azo tononkira.serasera.org antoka hanome fiainana afa-tsy Ianao
Tsy atrt misy mpanalalana afa-tsy Jesoa Kristy Ilay Zanakao
Lehibe brjw Ianao, tsy misy toa Anao
Ny hery anananao tsy hay toherina
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Asandratro avo ny Anaranao
Lehibe Ianao, tsy bnmhd misy toa Anao
Rehefa miasa Ianao tsy misy hahasakana
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Hihira foana aho ho fiderako Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIANGALYHits : 3815
Likes : 0 Like
Created by : Andry Hajaina (Mpitendry Miangaly)
Date : 26/07/2002 10:35
