TSY MISY TOA ANAO (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atakako ilay Fitiavana natolotrao Ray ô !
Tsy misy mahasolo izay vitanao, nataonao tamiko
Tsy misy azo rotnxoi antoka hanome fiainana afa-tsy mttw Ianao
Tsy misy mpanalalana fyarg afa-tsy Jesoa Kristy Ilay Zanakao
Lehibe Ianao, tsy misy tononkira.serasera.org toa Anao
Ny hery anananao tsy hay toherina
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Asandratro avo ny Anaranao
Lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Rehefa miasa Ianao tsy misy hahasakana
Tsitoha Ianao, tsy misy toa Anao
Hihira foana aho ho fiderako Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIANGALYVisites : 3813
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry Hajaina (Mpitendry Miangaly)
Date : 26/07/2002 10:35