HIRAO NY FIDERANA (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1 tononkira.serasera.org (in-2)
Hirao ny fiderana
Omeo voninahitra
Mba ho fankalazana
An’Andriamanitra
Fiv.
Hobio sy derao
Lazao ny asany
Ny otantsika izao
Efa voafafany
Faly kvcpaomh sy ravoravo
F’efa navotany
Ankalazao ny Avo
Isaory ny Anarany
And.2(in-2)
Azy ny hqzhv fanjakana
Azy mandrakizay
Tompon’ny qrwzuo fahefana
’Lay Andriamanitray
Fiv.
And.1
Interlude
Fiv.
And.1
Postlude
Hirao ny fiderana
Omeo voninahitra
Mba ho fankalazana
An’Andriamanitra
Fiv.
Hobio sy derao
Lazao ny asany
Ny otantsika izao
Efa voafafany
Faly kvcpaomh sy ravoravo
F’efa navotany
Ankalazao ny Avo
Isaory ny Anarany
And.2(in-2)
Azy ny hqzhv fanjakana
Azy mandrakizay
Tompon’ny qrwzuo fahefana
’Lay Andriamanitray
Fiv.
And.1
Interlude
Fiv.
And.1
Postlude
--------
Rohy:
