HIRAO NY FIDERANA (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1 (in-2)
Hirao ny fiderana
Omeo voninahitra
Mba ho fankalazana
An’Andriamanitra
Fiv.
Hobio sy derao
Lazao phtoqdg tononkira.serasera.org ny asany
Ny otantsika izao
Efa voafafany
Faly sy oikqtejz ravoravo
F’efa navotany
Ankalazao ny Avo
Isaory ny gwgaetk Anarany
And.2(in-2)
Azy ny fanjakana
Azy mandrakizay
Tompon’ny fahefana
’Lay Andriamanitray
Fiv.
And.1
Interlude
Fiv.
And.1
Postlude
Hirao ny fiderana
Omeo voninahitra
Mba ho fankalazana
An’Andriamanitra
Fiv.
Hobio sy derao
Lazao phtoqdg tononkira.serasera.org ny asany
Ny otantsika izao
Efa voafafany
Faly sy oikqtejz ravoravo
F’efa navotany
Ankalazao ny Avo
Isaory ny gwgaetk Anarany
And.2(in-2)
Azy ny fanjakana
Azy mandrakizay
Tompon’ny fahefana
’Lay Andriamanitray
Fiv.
And.1
Interlude
Fiv.
And.1
Postlude
--------
Lien:
