Avelao aho (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninkazo mivelatra dwbpgf manja vao maraina
Tiako ianao mamerovero ny tontolo
Manintona manome hery (2) sy aina ô!
Mandravaka tsara dia tsara ny zbkcm tokantrano
Avelao aho hanantona anao
Handao any
Miredareda tsy maty ato am-poko
Ianao ihany
Hiara-dia, hiara-paly aminao hatrany (2)
Tsy hifanary puwzva toa rano sy vary eto an-tany
Toa andry iankinan’ny tokantrano iray
Tiako ianao tononkira.serasera.org ilay mendrika meva tena kanto
Mahay mitantana tsara ny ho avy e! e!
Mifanohana mifanampy iray donak’afo
Avelao aho hanantona anao
Handao any
Miredareda tsy maty ato am-poko
Ianao ihany
Hiara-dia, hiara-paly aminao hatrany (2)
Tsy hifanary toa rano sy vary eto an-tany
Ouh! ouh! ouh! ouh!

--------
Rohy: