Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza ianao ? (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fley Toa variana tsy ahitan-teny uuek firy
Mitazatazana ilay olona izay
Nandeha lavitra ary nankaiza izy ?
Ory ny fo ny saina ny fanahy
REFRAIN
Aiza arzyx ianao ? aiza ianao ?
Mijaly irery ity tononkira.serasera.org malalanao
Aiza ianao ? aiza ianao ?
Malahelo mitomany anao
Oh ! Oh ! Oh ! Oh !
Tiako ianao , tiako ianao
Ianao irery no tiako eto an-tany
Tiako ianao , tiako ianao
Fitiavana manja hatrany hatrany
Indreo tanora lahy sy vavy maro
MPinamana tsy mifankafoy aok’izany
Mitakoritsika mandihy mivazo
Falifaly ery mahalasa vinany
Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Espérant
Mitazatazana ilay olona izay
Nandeha lavitra ary nankaiza izy ?
Ory ny fo ny saina ny fanahy
REFRAIN
Aiza arzyx ianao ? aiza ianao ?
Mijaly irery ity tononkira.serasera.org malalanao
Aiza ianao ? aiza ianao ?
Malahelo mitomany anao
Oh ! Oh ! Oh ! Oh !
Tiako ianao , tiako ianao
Ianao irery no tiako eto an-tany
Tiako ianao , tiako ianao
Fitiavana manja hatrany hatrany
Indreo tanora lahy sy vavy maro
MPinamana tsy mifankafoy aok’izany
Mitakoritsika mandihy mivazo
Falifaly ery mahalasa vinany
Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Espérant
--------
Rohy:
