Te ho mamo (Meehant' rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te ho mamo aho, te ho mamonao
Te ho mamo anie aho, te ho mamonao
Eh! eh!
Te ho mamo aho, te ho mamonao
Te ho dozy anie aho, te ho dôzinao,’nao, ‘nao
Mamo aho malala ah! Ka tsy tononkira.serasera.org afaka miala
Tena mamo ny foko! ka tsy te wvsj hiova loko
Mamon'ny fitia! niaraha-nigoka aky aa
Ampio, Ampio ihany! Fa te ho mamo tampina aho ‘zany

Dia aza gaga ianao fa Poeta no niteny an’zao
Hoe tsy tnwuhhqa ny toaka ihany, no mahamamo ohatr’izany
Fa mampangetaheta, ny fitiavana sy ny etsetra
Tsy hoe qkqd ho ahy irery ihany fa ho antsika rehetra
Fa menatra ny fiarahamonina, raha tsy mahalala onina
Ka raha te ho mamo, mijanona ao an-trano
fa tsy ny toaka ihany no mahamamo ohatr’izany,
Fa ny fitia koa, ndao ary hirevy aloha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Meehant' rakotoVangy : 510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakt4191
Daty : 22/11/2024 11:49