Ampidiro aloha ny tenimiafina
Te ho mamo (Meehant' rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te ho mamo aho, te ho mamonao
Te ho mamo anie aho, te ho mamonao
Eh! eh!
Te msinh ho mamo aho, te ho mamonao
Te ho dozy anie aho, te ho dôzinao,’nao, ‘nao
Mamo aho malala ah! Ka tsy afaka miala
Tena mamo ny foko! ka tsy te hiova loko
Mamon'ny fitia! niaraha-nigoka aky aa
Ampio, Ampio ihany! Fa te ho mamo tampina aho ‘zany
Te xuryfyw ho mamo aho, te ho mamonao
Te ho mamo anie aho, te ho mamonao
Eh! eh!
Te ho mamo aho, te ho mamonao
Te ho dozy anie aho, te ho dôzinao,’nao, ‘nao
Dia aza tononkira.serasera.org gaga ianao fa Poeta no niteny an’zao
Hoe tsy ny toaka ihany, no mahamamo ohatr’izany
Fa mampangetaheta, ny fitiavana sy ny etsetra
Tsy hoe ho ahy irery ihany fa ho antsika rehetra
Fa menatra ny fiarahamonina, raha tsy mahalala onina
Ka raha te ho mamo, mijanona ao an-trano
fa tsy ny toaka ihany no mahamamo ohatr’izany,
Fa hcbourw ny fitia koa, ndao ary hirevy aloha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Meehant' rakotoVisites : 551
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakt4191
Date : 22/11/2024 11:49