je vis ma vie (Meehant' rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola mino manantena anie aho
Tsy hitomany tsy hitaraina anie aho
Fa hamiratra ny ho aviko, Na tsy rarahianao
Ireo tsy tia tsy asiko sira
‘zay no mahatonga ahy mihira
Ka na tia ianao na tsy tia, Moi je vis ma vie
Maro ireo izay tia, Mankamamy ahy aty sy ary
Ka tsy izay tsy amis, No hisakana ahy sanatria
Mbola mino manantena anie aho; Fa mbola sivy no tavela ao
Raha toa ka folo ianareo: Ianao avelanay eo
Mbola mino manantena anie aho; Fa mbola sivy no tavela ao
Raha toa ka folo ianareo: Ianao avelanay eo
Ary dia fanamby no apetrako,Hatsaraiko koa ny toetrako
Tsy hivoana koa ny resako,fa tsy ho toy ny anao  
Moi je vis ma vie, Je vis ma vie, Moi je vis ma vie  comme je vis
je vis ma vie, Je vis ma vie,   je vis ma vie  comme je vis
Mbola mino manantena anie aho
Tsy hitomany tsy hitaraina anie aho
Fa hamiratra ny ho aviko,Na tsy rarahianao
Ireo tsy tia tsy asiko sira
‘zay no mahatonga ahy mihira
Ka na tia ianao na tsy tia, Moi je vis ma vie
Je vis ma vie, Je vis ma vie, je vis ma vie  comme je vis
Je vis ma vie, Je vis ma vie, je vis ma vie  comme je vis
Mbola mino manantena anie aho; Fa mbola sivy no tavela ao
Raha toa ka folo ianareo: Ianao avelanay eo
Iriko ho tsara aho amin’ny aviko
Raha hoe faharesena dia ho laviko
Ary izay mitia ahy dia ho tiaviko
Fa tsy toa ny anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Meehant' rakoto
Vangy : 42
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakt4191
Daty : 22/11/2024 11:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005