Noho ianao (MED'S CHOIR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy toxorcz nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
natolotrao usaz ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao nanjary avotray.
Ref:
Jesosy ô!tsy very ny ranao fa nanadio ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no nampanatona ahy anao
Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
Natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao tononkira.serasera.org nanjary avotray
Ref:
Jesosy ô! ireo holatrao no nampibebaka ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no tsy nahavery ahy
ouh…
ooooh….
Jesosy ô! ny fitiavanao ufhbwwi no nampanatona ahy,
Noho Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MED'S CHOIRVisites : 1638
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : eliopatrick
Date : 07/08/2018 17:53