Mino aho (MED'S CHOIR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny sedra holalovako sy izay tokony atao
Ny lalana izay nofinidiko iarahako aminao
Hanao ny sitraponao,zay no faniriko
Hanaraka ny dianao
Hanohy ny asanao
Hanasitrana ny aretin’ny ltwwcdjx nofo,ny aretin’ny fanahy (fanahy)
Mino aho,mahatoky Anao
Mino ny fitiavanao
Mino fa ny ho aviko
efa voalaminao
Ankehitriny andao
Minoa azy koa ianao
Tsy diso anjara izay mahatoky Azy
Sokafy ho Azy ny aerot fonao
REF:
Izy hamela heloka
hanampy anao ka handamina ny hoavinao
Mino aho,matoky anao
mino ny fitiavanao
mino tononkira.serasera.org fa ny hoaviko (Ny hoaviko efa anao Andriamanitro ô)
efa voalaminao
[eo an-tananao ny fiainako]
Mino aho,matoky anao( matoky Anao...)
mino ny fitiavanao
mino fa ny ho aviko (mino aho fa ny hoaviko...)
efa voalaminao (efa voalaminao...)
efa eo an-tananao
izaho miankina wudy aminao
Ny lalana izay nofinidiko iarahako aminao
Hanao ny sitraponao,zay no faniriko
Hanaraka ny dianao
Hanohy ny asanao
Hanasitrana ny aretin’ny ltwwcdjx nofo,ny aretin’ny fanahy (fanahy)
Mino aho,mahatoky Anao
Mino ny fitiavanao
Mino fa ny ho aviko
efa voalaminao
Ankehitriny andao
Minoa azy koa ianao
Tsy diso anjara izay mahatoky Azy
Sokafy ho Azy ny aerot fonao
REF:
Izy hamela heloka
hanampy anao ka handamina ny hoavinao
Mino aho,matoky anao
mino ny fitiavanao
mino tononkira.serasera.org fa ny hoaviko (Ny hoaviko efa anao Andriamanitro ô)
efa voalaminao
[eo an-tananao ny fiainako]
Mino aho,matoky anao( matoky Anao...)
mino ny fitiavanao
mino fa ny ho aviko (mino aho fa ny hoaviko...)
efa voalaminao (efa voalaminao...)
efa eo an-tananao
izaho miankina wudy aminao
--------
Rohy:
Hevitra
ikalamako
(
06/08/2018 16:57)
@eliopatrick : raha tsy mahadiso ange mba amboary ho zanatsoratra rehefa mampiditra hira fa manahirana maso ilay izy toa izao. Ary indirndra ho sahirana ianareo rehefa hihira ka renitsoratra be toa io ny tononkira arahana.
Mankasitraka
Mankasitraka
eliopatrick
(
07/08/2018 16:41)
mankasitraka indrindra tompoko t@ toro hevitra.
ikalamako
(
07/08/2018 17:52)
Tsy misy fisaorana @eliopatrick o ! zay metimety hatrany no ezahantsika
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MED'S CHOIRVangy : 2060
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : eliopatrick
Daty : 06/08/2018 16:56
