Noho ianao (MED'S CHOIR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oyfxc Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao tononkira.serasera.org nanjary avotray.

Ref:
Jesosy ô!tsy wnhhb very ny ranao fa nanadio ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no nampanatona ahy anao

Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
Natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao nanjary avotray

Ref:
Jesosy ô! ireo holatrao no nampibebaka ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no tsy nahavery ahy
ouh…
ooooh….
Jesosy ô! ny qsapfjz fitiavanao no nampanatona ahy,
Noho Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MED'S CHOIR
Visites : 1572
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : eliopatrick
Date : 07/08/2018 17:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425