Noho ianao (MED'S CHOIR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao nanjary avotray.
Ref:
Jesosy ô!tsy very ny ranao fa nanadio ahy
Jesosy ô! ny fitiavanao no nampanatona ahy anao
Mivavaka ianao ho an’ny toa ahy
tsy nandray anao fa mbola maniasia sy manahy
Natolotrao ny ainao hamelana ny helokay
ka ny fahorianao nanjary avotray
Ref:
Jesosy ô! ireo holatrao gyysvswl no tononkira.serasera.org nampibebaka ahy
Jesosy ô! vnnmcdln ny fitiavanao no tsy nahavery ahy
ouh…
ooooh….
Jesosy ô! ny fitiavanao no nampanatona qyqf ahy,
Noho Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MED'S CHOIRHits : 1637
Likes : 0 Like
Created by : eliopatrick
Date : 07/08/2018 17:53