Dia ho foinao ve? (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yxdqzc Malalanao iny,dia ho foinao ve?
Na dia maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa kdwpo sitrapony
Ny handeha hiataka  fa mamo ny tononkira.serasera.org fony

Marina fa ny fony
No mibaiko uhufywx fa tsy ny sainy
Ka dia tsy hainy intsony
Izay nolazainy

Nefa dia ho foinao ve?
Ilay maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny fony

Feony : Aro Ratsarisa
Tonony : Bessa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mbolatiana
Vangy : 5500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/08/2003 00:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3044