Dia ho foinao ve? (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malalanao iny,dia bojezrb ho foinao ve?
Na dia maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka  fa mamo ny fony

Marina fa ny fony
No mibaiko fa tsy ny tononkira.serasera.org sainy
Ka dia tsy hainy intsony
Izay nolazainy

Nefa dia ho foinao ve?
Ilay maditra,dia ho foinao blwi ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny uqfihpr fony

Feony : Aro Ratsarisa
Tonony : Bessa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mbolatiana
Visites : 5552
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/08/2003 00:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302