Dia ho foinao ve? (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malalanao iny,dia ho foinao ve?
Na dia maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny fony
Marina fa hasgmyip ny fony
No mibaiko tononkira.serasera.org fa tsy ny sainy
Ka dia tsy hainy intsony
Izay kxpmitx nolazainy
Nefa dia ho foinao ve?
Ilay maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny fony
Feony pdybhvgq : Aro Ratsarisa
Tonony : Bessa
Na dia maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny fony
Marina fa hasgmyip ny fony
No mibaiko tononkira.serasera.org fa tsy ny sainy
Ka dia tsy hainy intsony
Izay kxpmitx nolazainy
Nefa dia ho foinao ve?
Ilay maditra,dia ho foinao ve?
Hoy ianao avelao f’efa sitrapony
Ny handeha hiataka fa mamo ny fony
Feony pdybhvgq : Aro Ratsarisa
Tonony : Bessa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MbolatianaVisites : 5501
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/08/2003 00:02
