Ho an'i dada sy neny (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy fitiavana ambony niio indrindra o!
Dia ny fitiavan'i dada sy neny
Fitia tsy atakalo sy tsy hay afindra o!
Fa mitoetra ao aixort am-po ao pbgsemkj ombieny ombieny
Izy ireny no nahitana masoandro
Loharanon'ny fiainana sy ny fisiana
Nitaiza naha-olona sy nitandro
Nihantahantana sy nitosiana
Réf :
O! ry dada malala o! , O! ry neny tsy mba foiko
Ianareo tsy manan-tsahala fa mitoetra ato am-poko
Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany
Homba anareo mivady hatrany hatrany
Izao hira izao indro atolotray
Mba ho valin'ny tononkira.serasera.org vitanareo hatrizay
Ka ny faniriana miloatra ao am-po
Ho ela velona anie ianareo roa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 1305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 10/12/2022 06:35