Ho an'i dada sy neny (Mbola Talenta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy fitiavana ambony indrindra o!
Dia ny fitiavan'i dada sy neny
Fitia tsy ihgx atakalo sy tsy hay zfsrxiib afindra o!
Fa mitoetra ao am-po ihjjfal ao ombieny ombieny
Izy ireny no nahitana masoandro
Loharanon'ny fiainana sy ny fisiana
Nitaiza naha-olona sy nitandro
Nihantahantana sy nitosiana

Réf :
O! ry dada malala o! , O! ry neny tsy mba foiko
Ianareo tsy manan-tsahala fa tononkira.serasera.org mitoetra ato am-poko
Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany
Homba anareo mivady hatrany hatrany

Izao hira izao indro atolotray
Mba ho valin'ny vitanareo hatrizay
Ka ny faniriana miloatra ao am-po
Ho ela velona anie ianareo roa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mbola Talenta
Visites : 1444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanahyGasy
Date : 10/12/2022 06:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3561