Avia zany zanako izany (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia zany zanako izany
Etsy jobttsyb trotroiko fa aza tononkira.serasera.org tomany
Avia ho rotsirotsiako
Eto an-tratrako ampatoriako
Avia tuqnhjy zany zanako izany
Aza manahy fa i dada eto ihany o!
Avia zany sombin'ny aiko
Ho safosafoko sy ho karakaraiko
Réf :
Iny hono izy ravorombazaha
Ento manaraka anao any drxoq an-tsaha
Iny hono izy ravorona irony
Ento misidina ambony dia ambony
Avia zany zanako izany
Omeko fitia sy oroka mamy o!
Avia zany menaky ny aiko
Ho tahiana ianao, izany no andrandraiko
Etsy babeko ny zanako tiako
Ny anilanao no mba fifaliako
Etsy babeko ny zanako izany
Dia matoria ka manofisa mamy
Etsy jobttsyb trotroiko fa aza tononkira.serasera.org tomany
Avia ho rotsirotsiako
Eto an-tratrako ampatoriako
Avia tuqnhjy zany zanako izany
Aza manahy fa i dada eto ihany o!
Avia zany sombin'ny aiko
Ho safosafoko sy ho karakaraiko
Réf :
Iny hono izy ravorombazaha
Ento manaraka anao any drxoq an-tsaha
Iny hono izy ravorona irony
Ento misidina ambony dia ambony
Avia zany zanako izany
Omeko fitia sy oroka mamy o!
Avia zany menaky ny aiko
Ho tahiana ianao, izany no andrandraiko
Etsy babeko ny zanako tiako
Ny anilanao no mba fifaliako
Etsy babeko ny zanako izany
Dia matoria ka manofisa mamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 1128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 10/12/2022 06:03
