N'INONINONA MANJO (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha mangina ve ny foko, dia midika ho faharesena
raha feheziko ny vatako dia midika ho falemena
?
inona moa no hatahorako eto amin'izao tontolo izao?
afa-tsy Ianao, dia Ianao  Jeso o o o?

N'inoninona manjo tsy hokivy re ny fo
n'izaniza hanakivy tsy hoketraka aho
fa vonona aho androany anao 'lay asa soa
hanompo Anao, anompo Anao a, Jeso kascsxsk ?

Firifiry moa ireo mpitory no tononkira.serasera.org tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera rednoeu ka nakafia ny ratsy
na dia efa nifoha aza toa rendrika tlcm indray
nanadino ny natao ka milaza ho tsy mahay.

--------
Rohy:
Hevitra
ram20 ( 02/10/2018 23:18)
mahary foana ninoninona manjo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)
Vangy : 1730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ram20
Daty : 02/10/2018 23:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283