N'inona manjo (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mangina ve ny foko!
dia midika ho faharesena,?
Raha feheziko ny vatako
Dia midika ho fahalemena.?
inona moa xvxoje no hatahorako
Eto amin'izao tontolo izao?
Hafa-tsy Ianao, dia Ianao... Jesao ô ô ô!
N'inoninona manjo
tsy hokivy re ny fo
N'izaniza hanakivy
tsy hoketraka aho
Fa vonona aho androany
Hanao lay asa-soa
Hanompo Anao, hanompo Anao....
Jesoa!!!
Firifiry moa ireo mpitory
no tsy trjx nahatanty
tsy naharitra tsikera
ka nankafia ny ratsy
Na xeno dia tononkira.serasera.org efa nifoha aza
toa rendrika indray
nanadino ny natao
Ka milaza ho tsy mahay
dia midika ho faharesena,?
Raha feheziko ny vatako
Dia midika ho fahalemena.?
inona moa xvxoje no hatahorako
Eto amin'izao tontolo izao?
Hafa-tsy Ianao, dia Ianao... Jesao ô ô ô!
N'inoninona manjo
tsy hokivy re ny fo
N'izaniza hanakivy
tsy hoketraka aho
Fa vonona aho androany
Hanao lay asa-soa
Hanompo Anao, hanompo Anao....
Jesoa!!!
Firifiry moa ireo mpitory
no tsy trjx nahatanty
tsy naharitra tsikera
ka nankafia ny ratsy
Na xeno dia tononkira.serasera.org efa nifoha aza
toa rendrika indray
nanadino ny natao
Ka milaza ho tsy mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)Vangy : 576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mltfm
Daty : 28/01/2025 16:48
