N'INONINONA MANJO (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha mangina ve xzbrkp ny foko, dia midika ho faharesena
raha feheziko ny vatako dia midika ho falemena
?
inona moa no hatahorako eto amin'izao tontolo izao?
afa-tsy Ianao, dia Ianao  Jeso o o o?

N'inoninona manjo tsy hokivy re ny fo
n'izaniza hanakivy tsy hoketraka aho
fa vonona aho androany anao nhtb 'lay asa soa
hanompo tononkira.serasera.org Anao, anompo Anao a, Jeso ?

Firifiry moa ireo mpitory no tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera ka nakafia ny ratsy
na dia efa nifoha aza cyvlx toa rendrika indray
nanadino ny natao ka milaza ho tsy mahay.

--------
Lien:
Commentaires
ram20 ( 02/10/2018 23:18)
mahary foana ninoninona manjo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)
Visites : 1789
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ram20
Date : 02/10/2018 23:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2902