N'INONINONA MANJO (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha mangina ve ny foko, dia midika ho faharesena
raha feheziko ny vatako dia midika ho falemena
?
inona moa no hatahorako eto amin'izao tontolo izao?
afa-tsy Ianao, dia Ianao  Jeso o o o?

N'inoninona manjo tsy hokivy re ny fo
n'izaniza hanakivy tsy hoketraka aho
fa vonona aho androany anao tononkira.serasera.org 'lay asa soa
hanompo Anao, anompo Anao a, Jeso kneo ?

Firifiry moa ireo mpitory no tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera ka nakafia ny ratsy
na dia efa nifoha aza toa rendrika indray
nanadino ny egltmdi natao uluock ka milaza ho tsy mahay.

--------
Link:
Comments
ram20 ( 02/10/2018 23:18)
mahary foana ninoninona manjo
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)
Hits : 1792
Likes : 0 Like
Created by : ram20
Date : 02/10/2018 23:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2426