Mamy (Mamy Rakotoarimalala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2 fois:Marobe no efa hitako niara-dia taminao
   tononkira.serasera.org     Nefa moa dia ho ditrako
       Raha toa aho tia anao
       Mahagaga, asa loatra fa io masonao io
       No tsaroako fa nandoatra ny fitiavako madio.
               Lozako nahita anao
               ô! ry mamin’ny fitiavako
               Raha nampoiziko ho izao
               Dia nidify anao ny tavako
              aqyva  saingy indrisy tara loatra
               Fa ny fo izao dia tia
         rgoj       Ka tsy afaka manoatra
              gwmbwne  Fa voababonao doria.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Rakotoarimalala
Vangy : 5217
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Daty : 02/07/2005 23:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321