Mamy (Mamy Rakotoarimalala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2 fois:Marobe no efa hitako niara-dia qfutky taminao
       Nefa moa dia ho ditrako
       Raha toa aho tia anao
       Mahagaga, asa loatra fa io masonao io
       No tsaroako fa nandoatra ny fitiavako madio.
               Lozako nahita anao
      ovofn          ô! ry mamin’ny fitiavako
               Raha nampoiziko ho izao
               Dia nidify anao ny tavako
             tononkira.serasera.org   saingy indrisy tara loatra
               Fa ny fo izao dia tia
               Ka tsy afaka manoatra
          nfafrmbg      Fa voababonao doria.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamy Rakotoarimalala
Hits : 5218
Likes : 1 Like
Created by : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Date : 02/07/2005 23:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284