Talenta (Mamy Rakotoarimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Matoa aho mikalo izao hirako izao
Tsy dia ahitraitra na hoe kilalao
Fa noho ilay talenta ao anatiko ao
Hihira aho hikalo no hiventso ho anao.
hhpiz Tsy hangina aho, tsy hangina tokoa
Ny talenta natolotrao ho ahy
qfypmq Fa miaina ary tononkira.serasera.org koa manasoa
Toy ny tena sy saina, fanahy
2-Tsy vola sy harena no mba fiadanako
Na ggtodq hoe hiankinan\\’ny fiainako koa
Fa ilay talenta no any hifaharako
Satria io no anjara sy lova soa
3-Na fifaliana na koa fahoriana
No voatokana ho ahy amin\\’ity tany ity
Dia injao ao anaty ilay ra mikoriana
Tsy mety mitony tokoa, fa satria:
Tsy dia ahitraitra na hoe kilalao
Fa noho ilay talenta ao anatiko ao
Hihira aho hikalo no hiventso ho anao.
hhpiz Tsy hangina aho, tsy hangina tokoa
Ny talenta natolotrao ho ahy
qfypmq Fa miaina ary tononkira.serasera.org koa manasoa
Toy ny tena sy saina, fanahy
2-Tsy vola sy harena no mba fiadanako
Na ggtodq hoe hiankinan\\’ny fiainako koa
Fa ilay talenta no any hifaharako
Satria io no anjara sy lova soa
3-Na fifaliana na koa fahoriana
No voatokana ho ahy amin\\’ity tany ity
Dia injao ao anaty ilay ra mikoriana
Tsy mety mitony tokoa, fa satria:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RakotoarimalalaVangy : 2881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Daty : 02/07/2005 03:18
