Mariazin'olotiana (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifaly ianao ka miramirana,
Somebiseby faly sahirana,
Mangalatra mijery ahy foana,
Toa te hilaza fa anio ny fotoana.
Fotoana iray tsy azo felerina,
Fa andro iray tsy mba miveriana,
Fa andrandrain'ireo mpifankatia,
Ho bsamtf santatry ny fiarahany odoria.
Ref:Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao,
Ka ny maso sisa mipitrapitra,mibanjina hatrany,
Izao andro izao andronareo,
tononkira.serasera.org Ny antsika koa moa nifaranateo.
Ka dia tsofindrano,tsy hidiran'angano ny andro hoavy.
Nomenao ahy ilay fanasana,
Nanasa ahy hiara hikorana,
Kanefa re aoka tsy ho tsiny zcnva
raha toa tsy hoany aho sao mifoha ny fahiny.
Ataovy ampy ho fiononana,
Ny nahitanao ahy tany ampiangonana.
Nanatrika ny fanamasinana kikhwoh ,
ka aleo tsy hoany aho sao manahirana.
Ref:...
Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao
F'ilay fitia tsimaintsy ho fafana fa izay no anjara.
Somebiseby faly sahirana,
Mangalatra mijery ahy foana,
Toa te hilaza fa anio ny fotoana.
Fotoana iray tsy azo felerina,
Fa andro iray tsy mba miveriana,
Fa andrandrain'ireo mpifankatia,
Ho bsamtf santatry ny fiarahany odoria.
Ref:Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao,
Ka ny maso sisa mipitrapitra,mibanjina hatrany,
Izao andro izao andronareo,
tononkira.serasera.org Ny antsika koa moa nifaranateo.
Ka dia tsofindrano,tsy hidiran'angano ny andro hoavy.
Nomenao ahy ilay fanasana,
Nanasa ahy hiara hikorana,
Kanefa re aoka tsy ho tsiny zcnva
raha toa tsy hoany aho sao mifoha ny fahiny.
Ataovy ampy ho fiononana,
Ny nahitanao ahy tany ampiangonana.
Nanatrika ny fanamasinana kikhwoh ,
ka aleo tsy hoany aho sao manahirana.
Ref:...
Izay ela izay tia ahy ianao
Ankehitriny tsy ho ahy ianao
F'ilay fitia tsimaintsy ho fafana fa izay no anjara.
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Mami BastahVangy : 10602
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 31/10/2015 14:01
