Nofy (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa nofy ilay andro fahiny
fony isika mbola zaza
toy NY ho mandrakizay
anefa saraka tononkira.serasera.org ankehitriny
toa serana anefa mangirifiry
nodorana anefa mbola maniry
embona lava ecgv NY andro lasa
asa ianao zay mety efa antratran'olo-kafa
NY saiko tsy mety hanadino
fa ianao foana na fijaliana aza ihafio
isan'andro anaty haizim-pito
olom-bery hazo tokana nilaozan-tsar aux à
râ enonao ity vazo eexiq ity izao tadidio
NY ipuxkgg foko efa lasanao ionon'aho raha izay no anjara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 2091
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 22/03/2018 19:33