Tsy hanary aho (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hiainga aho fa andeha haka anao
misy fanahy, mibitsika ao anaty
niandohan'ny fitiavanao ahy
mamanala aho raha tsy eo ianao

tsy maintsy ho tongako ianao
na hivezivezy na ho very dia
na ho doran'ilay masoandro aho
ny handresy lahatra anao ny anton'ny dia

pre-ref:
ianao ilay mahalasa adala ahy akia
toa masiaka nefa koa mankafia
ny halaviran-dalana tsy hasakana ahy

ref:
raha vao tonga ao an-dapa ianao
dia tsy hijanona aho hitalaho
hizarao ny hafananao aho
mba hitabatabako hoe tsy hanary anao

ho tonga ilay andro iray
hiorim-paka eo an-jaridainako ianao
ka hamela ahy rahatrizay
voninkazo tokam-po ho ahy

pre-ref: ...
ref: ...

every day , you're haunting my life
every night, you're haunting my dream
i'll find a way to get into your heart
i will cry , i will cry if you can't be my rose

ref: ...
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 03/12/2022 13:59)
Tsy nifanandrify ilay tondrom-peo teo (olana tamin'ny site). Dia somary nalahatro kely fa jereo ihany sao dia mbola misy diso.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 1642
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lovaniainaricky
Daty : 13/10/2022 22:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765