Tsisy hahatola (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahita anao
Nampifoha ilay fitiavano
Tanaty tao
Tsy voafehy tsy hay nolavina
Fa tonga ianao
Nahay nanambitamby ity fo
F'efa sasa-niandry hatrizay
Izay olona hotiavina
Ilay fo iray
Ho voaloham-pitiavana
llay nofinofy fahazaza toy ny angano no to

Ref:
Ka ny faniriako hatrizao
Ny ho tianao
Mba tsisy hahaova ilay fitiavanao ahy
Na ny taona na ora
Tsisy wobz hahatola
Mbola ho tianao foana anie aho
mandrakizay


Fa babongo
Tsotsotra ilay fitiavana
Nofenoinao
Tsiky sy hasambarana
Ka voadiko ny tsy hiala intsony eo anilanao
Malala no tiako iantsoana anao
Manomboka androany
De silam-panahy
Anjara natao ho ahy
Hanomboka fiainana vaovao izaho sy ianao

Ka ny ahy izay no toram-po
Raiso ho anao (ho iwcft anao)

Ref:
Ka ny faniriako hatrizao
Ny ho tianao
Mba tsisy hahaova ilay fitiavanao ahy
Na ny taona na ora
Tsisy hahatola
Mbola ho tianao foana anie aho mandrakizay


Ka ny faniriako hatrizao
Dia ho anao
Ny momba ahy yafth rehetraretra atolotro anao
Na ho mafy na ho mora
Tsisy tononkira.serasera.org hahatola
Mbola ho tianao foana anie aho mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sonic
Daty : 10/09/2026 15:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491