Roa ho iray (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ROA HO IRAY

Niezaka teny foana aho
Ny hanatona anao
Te hanarina ireo tsy nety
Nandratra ny tao anatinao tao

Mbola zaza fanahy aho tamin’ireny
Tsy matotra bzvhhjw na toetra na fiteny
Ny hambom-po koa tsy voafehy
Rava ny antsika

Hay ilay toerako tao aminao
Tsy lasa ghklffyo fa mbola miandry
Fa ianao no ninia tsy nampiseho hoe : mbola tia

*** Refrain efreztb ***
Ka hiara-dalana indray
Fo roa vaovao no hitempo iray
Hifampitantana, mandrakizay

Tsy misy na iray aza hatramin’izao
Nahafafa ny fitiavako tsy tononkira.serasera.org ho anao
Ny hanitrao toa manaraka eny foana
Ireo nofy tsy ho tantaraiko intsony

Iriko eny hisy ny andro iray
Hanorenantsika indray
Ilay edena vaovao
Lavitry ny hadalana

Auteur / Compositeur : Tins

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 281
Likes : 0 Like
Created by : Princy119
Date : 01/05/2026 12:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0947