Fiainanay ety (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIAINANAY ETY
Na dia tsy nahafantatra aza aho
Izay miandry ao anaty ny aizina
Nanaiky aho ny nilaza hoe
Aloe aho no hialoha lalana
Na dia nanorana xhmfi ny andro
Tsaroako aho natao fialokao
Na bxodkh naratra aza ny tenako
Miaritra ny hirifirin’ny fitiavana

Nanantena aho fa hitsena ilay
Ilay mamy avy aminao
Nieritrertra tononkira.serasera.org aho fa tsy ho sahy ianao
Nanova indray ho fefy
Ireo soa natao

Rehefa nony andro maraina
Toa nikopa-tanana ahy ianao
Lasa nisy hatsana indray
Nanelanelana ahy sy ianao
Nefa ireo voa izay nafafy
Nanantena mandona avy wkpnhtnl aminao
Ilay taniko lasa ngazana
Avilinao ilay tatatra
Tsy ho amiko

Ref :
Fiainanay ety
Voasarona alahelo
Fiainanay ety
Mahantra fifaliana
Fiainanay ety


MAGE 4
Album ’’Miverina indray ny fahiny’’
Auteur Compositeur : Lita et Elysé
Arrangement : Mage 4
Enregistré au studio Wave 3 Manjakaray. Madagascar. (2002)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mage 4
Visites : 5495
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasimbola
Date : 24/05/2002 19:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0878