Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lavorary ny mpanao kanto (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaiky aho, tena miaiky
Ny asan'ny mpahay kanto
Na ny lavitra na ny akaiky
Feno sangany aman-jato.
Avelao tononkira.serasera.org hiteny ny feony
Lalina trkuzyt fa tsy ho mpireny ny kolo
Soratra tena aajvsvgs mampitony
Fizarana aminy izato tontolo.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory qvuamfsq tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay maneho hatsarana.
Misaotra ry mpanefy hira
Nametraka ireny ainga ireny
Lahatsoratra tena mirindra
Manisy haingo ny fomba fiteny.
Ny feon'ny kanto no mandresy
Mamolaka ny fisainanao
Fihetsem-pony no indro misesy
Hampisinda irony talao.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay maneho hatsarana.
Lahatsoratra & rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
05/10/2024
Ny asan'ny mpahay kanto
Na ny lavitra na ny akaiky
Feno sangany aman-jato.
Avelao tononkira.serasera.org hiteny ny feony
Lalina trkuzyt fa tsy ho mpireny ny kolo
Soratra tena aajvsvgs mampitony
Fizarana aminy izato tontolo.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory qvuamfsq tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay maneho hatsarana.
Misaotra ry mpanefy hira
Nametraka ireny ainga ireny
Lahatsoratra tena mirindra
Manisy haingo ny fomba fiteny.
Ny feon'ny kanto no mandresy
Mamolaka ny fisainanao
Fihetsem-pony no indro misesy
Hampisinda irony talao.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay maneho hatsarana.
Lahatsoratra & rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
05/10/2024
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MadazikartVangy : 1020
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : madazikart
Daty : 07/10/2024 22:41
