Fanantenana (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray ny maraina
Andro iray vaovao
Tsy maintsy mikasa na dia malaina
Fa ny adidy miandry anao.
Mamoky tena tsara aloha
Hiantrehana ny tsy hay
Kitoza sy vary sosoa
Mety hitsinjo ny mamay.
Raha misy tsy ampoizina
Tsy hatao mahakivy fa atrehina
Be mantsy sypzil ireo kizitina
Lavo tsy miady, tsy miala tononkira.serasera.org nenina.
Ny fiainana anie tsy lavorary
Ary misy mahatsara azy izany
Ka raha sanatria ianao marary
Rehefa salama, zzlg paradisa ny eto an-tany.
Mino koa fqlvqi aho anefa fa indray andro any
Hisy masoandro hafa kely izay
Hibaliaka eto an-tany
Hitondra hery sy soa, ahasambatra indray.
Soratra sy rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
23/07/2024 20:50
Andro iray vaovao
Tsy maintsy mikasa na dia malaina
Fa ny adidy miandry anao.
Mamoky tena tsara aloha
Hiantrehana ny tsy hay
Kitoza sy vary sosoa
Mety hitsinjo ny mamay.
Raha misy tsy ampoizina
Tsy hatao mahakivy fa atrehina
Be mantsy sypzil ireo kizitina
Lavo tsy miady, tsy miala tononkira.serasera.org nenina.
Ny fiainana anie tsy lavorary
Ary misy mahatsara azy izany
Ka raha sanatria ianao marary
Rehefa salama, zzlg paradisa ny eto an-tany.
Mino koa fqlvqi aho anefa fa indray andro any
Hisy masoandro hafa kely izay
Hibaliaka eto an-tany
Hitondra hery sy soa, ahasambatra indray.
Soratra sy rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
23/07/2024 20:50
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MadazikartVisites : 843
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : madazikart
Date : 07/10/2024 17:45
