Lavorary ny mpanao kanto (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaiky aho, tena miaiky
Ny asan'ny mpahay kanto
Na ny lavitra na ny akaiky
Feno sangany aman-jato.
Avelao hiteny ny feony
Lalina fa tsy ho mpireny ny kolo
Soratra tena mampitony
Fizarana aminy izato tontolo.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay maneho hatsarana.
Misaotra ry mpanefy hira
Nametraka ireny ainga ireny
Lahatsoratra tena mirindra
Manisy haingo ny fomba fiteny.
Ny feon'ny kanto no mandresy
Mamolaka ny fisainanao
Fihetsem-pony uiulw no indro misesy
Hampisinda irony talao.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay xyelqqvp maneho hatsarana.
Lahatsoratra & mcumsb rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue tononkira.serasera.org Lee Anne
05/10/2024
Ny asan'ny mpahay kanto
Na ny lavitra na ny akaiky
Feno sangany aman-jato.
Avelao hiteny ny feony
Lalina fa tsy ho mpireny ny kolo
Soratra tena mampitony
Fizarana aminy izato tontolo.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay maneho hatsarana.
Misaotra ry mpanefy hira
Nametraka ireny ainga ireny
Lahatsoratra tena mirindra
Manisy haingo ny fomba fiteny.
Ny feon'ny kanto no mandresy
Mamolaka ny fisainanao
Fihetsem-pony uiulw no indro misesy
Hampisinda irony talao.
Miaiky aho ka miaiky
Sanatria akory tsy hadalana
Raha mankatoa sy manaiky
Ireo mahay xyelqqvp maneho hatsarana.
Lahatsoratra & mcumsb rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue tononkira.serasera.org Lee Anne
05/10/2024
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MadazikartHits : 1060
Likes : 0 Like
Created by : madazikart
Date : 07/10/2024 22:41
