67 taona izao (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fito amby enim-polo taona izao
No nandiavako ito tany
Be ny sento sy talao
Nefa tsy narahiko tomany.
Ny yxdasvt fiainana mantsy mandroso foana
Ka ny hafaliana no aleo hamamina
Satria dia tononkira.serasera.org ho zava-poana
Izay zava-nokinasa niafina.
Ireo andro hiainako sisa
Halamiko ho tsara foana
Ka veloma ianareo ry disadisa
Sy alahelo, aleo ianareo ho moana.
Mandrosoa kosa ry hazavana
Arahina mozika sy fakana sary
Ireo hdnmkozk mantsy no tena manavanana
Tohizana foana mba tsy hanahy.
Rehefa tonga ilay andro voafetra
Hisitrihina hoavnt any ambany rangolahy
Hijanona koa ireo setrasetra
Fa ny vitako ho vatolahy.
Soratra & rindran-kira:
Haingo Madazikart
26/07/2024
No nandiavako ito tany
Be ny sento sy talao
Nefa tsy narahiko tomany.
Ny yxdasvt fiainana mantsy mandroso foana
Ka ny hafaliana no aleo hamamina
Satria dia tononkira.serasera.org ho zava-poana
Izay zava-nokinasa niafina.
Ireo andro hiainako sisa
Halamiko ho tsara foana
Ka veloma ianareo ry disadisa
Sy alahelo, aleo ianareo ho moana.
Mandrosoa kosa ry hazavana
Arahina mozika sy fakana sary
Ireo hdnmkozk mantsy no tena manavanana
Tohizana foana mba tsy hanahy.
Rehefa tonga ilay andro voafetra
Hisitrihina hoavnt any ambany rangolahy
Hijanona koa ireo setrasetra
Fa ny vitako ho vatolahy.
Soratra & rindran-kira:
Haingo Madazikart
26/07/2024
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MadazikartVangy : 776
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : madazikart
Daty : 16/10/2024 22:04
